Semaine Mondial de l’argent / Herinandro maneran-tany momba ny vola
« Arovy ny volanao, tsinjovy ny hoavinao »

Izay indray no lohahevitra nitondrana ny tafatafa sy ny fampianarana ho an’ireo ankizy sy ireo mpitsidika rehetra tamin’ity hetsika ity
Mpianatra maro avy amina sekoly maro samihafa no nisitraka izany nanomboka omaly.

« Ny mahasoa aloha vao ny Mahafinaritra »